# izay nodidiana tao an-Tendrombohitra Sinay DH: "izay nandidian'i Yaveh teo an-Tendrombohitra Sinay" # natao tamin'ny afo DH: "izay nodoranao teo amin'ny alitara" # iray ampahefatry ny hina Ny "ampahefatra" dia midika hoe ampahany iray amin'ny zara efatra mitovy. Afaka soratana amin'ny famarana amin'izao fotoana izao izany. DH: "iray litatra" na "ampahefatry ny hina (izay efa ho 1 litatra)" # Tsy maintsy ararakao eo amin'ny toerana masina ny fanatitra sotroina vita amin'ny zava-pisotro mahery ho an'i Yaveh Io fehezanteny io dia manoritsoritra ny fanatitra sotroina izay ampanarahina ny zanak'ondry. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava. DH: "Tsy maintsy fanatitra sotroina vita amin'ny zava-pisotro mahery izany ary tsy maintsy ararakao eo amin'ny toerana masin'i Yaveh" # tahaka ilay natolotra DH: "tahaka ilay iray izay nalototrao"