plt_tn/num/27/20.md

20 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy momba an'i Josoa i Yaveh.
# Aoka ianao hametraka ny fahefanao sasany aminy
Eto i Yaveh dia miresaka an'i Mosesy manome ny sasany amin'ny fahefany an'i Josoa toy ny hoe kojakojan-damba izay apetaky ny olona aminy izany. DH: "Tokony hanome ny sasany amin'ny fahefanao ho azy ianao" na "Aoka izy hanapa-kevitra ny amin'izay tokony ataon'ny olona"
# Orima
Io dia vato masina izay anaovan'ny Mpisorombe eo amin'ny tratrany. Nampiasa izany izy mba hamaritana ny sitra-pon'Andriamanitra.
# Ho amin'ny didiny no handehanan'ny olona mivoaka sy miditra
Midika izany fa hanana fahefana mba handidy ny fandehanan'ny fivondronan'Israely i Josoa. Ny "Mivoaka" sy "miditra" dia didy roa mifanohitra nampiasaina mba hanindriana fa hanana ny fahefana feno handidy ny fihetsik'izy ireo izy. DH: "Handidy ireo fihetsiky ny fivondronana izy"
# dia izy sy ny vahoakan'ny Israely rehetra miaraka aminy, ny fivondronana manontolo
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany, ary nampiasaina miaraka mba hanindriana. DH: "izy sy ny firenen'Israely manontolo"