1.1 KiB
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy momba an'i Josoa i Yaveh.
Aoka ianao hametraka ny fahefanao sasany aminy
Eto i Yaveh dia miresaka an'i Mosesy manome ny sasany amin'ny fahefany an'i Josoa toy ny hoe kojakojan-damba izay apetaky ny olona aminy izany. DH: "Tokony hanome ny sasany amin'ny fahefanao ho azy ianao" na "Aoka izy hanapa-kevitra ny amin'izay tokony ataon'ny olona"
Orima
Io dia vato masina izay anaovan'ny Mpisorombe eo amin'ny tratrany. Nampiasa izany izy mba hamaritana ny sitra-pon'Andriamanitra.
Ho amin'ny didiny no handehanan'ny olona mivoaka sy miditra
Midika izany fa hanana fahefana mba handidy ny fandehanan'ny fivondronan'Israely i Josoa. Ny "Mivoaka" sy "miditra" dia didy roa mifanohitra nampiasaina mba hanindriana fa hanana ny fahefana feno handidy ny fihetsik'izy ireo izy. DH: "Handidy ireo fihetsiky ny fivondronana izy"
dia izy sy ny vahoakan'ny Israely rehetra miaraka aminy, ny fivondronana manontolo
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany, ary nampiasaina miaraka mba hanindriana. DH: "izy sy ny firenen'Israely manontolo"