plt_tn/num/21/33.md

20 lines
435 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nivoaka nanohitra azy ireo
"nanafika azy ireo"
# Ataovy aminy izay nataonao tamin'i Sihona mpanjakan'i Amorita
Nandrava tanteraka an'i Sihona ireo Israelita. DH: "Ravao tahaka ny nandravanao an'i Sihona mpanjakan'i Amorita izy"
# Koa novonoin'izy ireo izy
"Koa novonoin'ny tafik'Israely i Oga"
# mandra-pahafatin'ny olony rehetra
DH: "maty avokoa ny olony rehetra"
# nalain'izy ireo ny taniny
"nofehezin'izy ireo ny taniny"