# Nivoaka nanohitra azy ireo "nanafika azy ireo" # Ataovy aminy izay nataonao tamin'i Sihona mpanjakan'i Amorita Nandrava tanteraka an'i Sihona ireo Israelita. DH: "Ravao tahaka ny nandravanao an'i Sihona mpanjakan'i Amorita izy" # Koa novonoin'izy ireo izy "Koa novonoin'ny tafik'Israely i Oga" # mandra-pahafatin'ny olony rehetra DH: "maty avokoa ny olony rehetra" # nalain'izy ireo ny taniny "nofehezin'izy ireo ny taniny"