plt_tn/num/16/15.md

8 lines
275 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsy naka na ampondra iray tamin'izy ireo aho
Ny ampondra iray eto dia manambara zavatra izay mety alain'ny olona amin'olon-kafa. DH: "Tsy naka zavatra tamin'izy ireo aho, na dia ampondra iray aza" (UDB)
# fitondran'afo
fitoeran-javatra izay handorana ditin-kazo manitra