# Tsy naka na ampondra iray tamin'izy ireo aho Ny ampondra iray eto dia manambara zavatra izay mety alain'ny olona amin'olon-kafa. DH: "Tsy naka zavatra tamin'izy ireo aho, na dia ampondra iray aza" (UDB) # fitondran'afo fitoeran-javatra izay handorana ditin-kazo manitra