forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
613 B
Markdown
16 lines
613 B
Markdown
|
# Nona...Jefone
|
||
|
|
||
|
Ireo dia anaran-dehilahy.
|
||
|
|
||
|
# izay sasany tamin'ireo nalefa
|
||
|
|
||
|
DH: "izay sasany tamin'ireo nalefan'i Mosesy"
|
||
|
|
||
|
# Nandrovitra ny fitafian'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny fandrovitana akanjo dia fihetsika hilazana fa tena ory sy misaona ilay olona.
|
||
|
|
||
|
# Dia tany tondra-dronono sy tantely
|
||
|
|
||
|
Ny tany tsara ho an'ny biby sy ny zava-maniry dia resahin'izy ireo toy ny hoe tondraka ao amin'ilay tany ny ronono sy ny tantely avy amin'ireo biby sy zava-maniry ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 13:27. DH: "Tena tsara ho an'ny fiompiana biby fiompy sy fambolena vokatra tokoa izany" na "Tena tany mahavokatra tokoa izany"
|