# Nona...Jefone Ireo dia anaran-dehilahy. # izay sasany tamin'ireo nalefa DH: "izay sasany tamin'ireo nalefan'i Mosesy" # Nandrovitra ny fitafian'izy ireo Ny fandrovitana akanjo dia fihetsika hilazana fa tena ory sy misaona ilay olona. # Dia tany tondra-dronono sy tantely Ny tany tsara ho an'ny biby sy ny zava-maniry dia resahin'izy ireo toy ny hoe tondraka ao amin'ilay tany ny ronono sy ny tantely avy amin'ireo biby sy zava-maniry ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 13:27. DH: "Tena tsara ho an'ny fiompiana biby fiompy sy fambolena vokatra tokoa izany" na "Tena tany mahavokatra tokoa izany"