forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.1 KiB
Markdown
28 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Ao amin'ireto andininy ireto ny vahoaka dia milaza ny ao anatin'ilay fianianana nataon'izy ireo tao amin'ny 10:28.
|
||
|
|
||
|
# tsy hanome ny zanakay vavy ho an'ny mponin'ny tany na haka ny zanak'izy ireo vavy ho an'ny zanakay lahy
|
||
|
|
||
|
Midika izany fa izy ireo dia tsy hamela ny zanak'izy reo lahy sy vavy hanambady azy ireo. DH: "tsy hanome ny zanakay vavy hanambady na haka vady ny zanaka vavy ny olona ao amin'io tany io"
|
||
|
|
||
|
# ireo mponin'ny tany
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ny olona izay miaina ao amin'ny tany izay tsy manompo an'Yaveh. DH: "ny olona ao amin'ilay tany izay tsy manompo an'i Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# Nianiana izahay ... tsy hanome ... tsy hividy ... ho foananay
|
||
|
|
||
|
Ao anatin'ny "izahay" eto i Nehemia sy ireo olona Jiosy, fa tsy ny mpamaky ity boky ity.
|
||
|
|
||
|
# fito taona
|
||
|
|
||
|
"7 taona"
|
||
|
|
||
|
# hampakanay aina ny taninay
|
||
|
|
||
|
Izany dia fomba fiteny. DH: "tsy hiasa an'ireo sahanay izahay" na "tsy hamboly na inona na inona eo amin'ireo sahanay izahay"
|
||
|
|
||
|
# ho foananay ireo trosa rehetra izay nifanarahanay tamin'ireo Jiosy hafa
|
||
|
|
||
|
"hanafona ny trosa rehetra amin'ireo Jiosy sasany izahay" na "hanadino ny trosa rehetra anananay amin'ireo Jiosy hafa izahay"
|