plt_tn/neh/09/30.md

16 lines
431 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.
# natolotrao ho eo an-tanan'ireo mponina manodidina izy ireo
Eto "ny tanana" dia manondro tanjak'ireo "mponina manodidina" mba hamotehana. DH: "navelanao ho potehin'ireo fahavalony izy ireo"
# natolotrao
natolotr'i Yaveh
# tsy nandringana azy tanteraka Ianao
"tsy namotika azy ireo Ianao"