# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely. # natolotrao ho eo an-tanan'ireo mponina manodidina izy ireo Eto "ny tanana" dia manondro tanjak'ireo "mponina manodidina" mba hamotehana. DH: "navelanao ho potehin'ireo fahavalony izy ireo" # natolotrao natolotr'i Yaveh # tsy nandringana azy tanteraka Ianao "tsy namotika azy ireo Ianao"