forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
636 B
Markdown
16 lines
636 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.
|
||
|
|
||
|
# ny Fanahinao tsara ... ny mananao ... ny rano
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra dia manova ny filahatr'ireo teny mahazatra mba hanamafisana ireo zavatra tsara nomen'i Yaveh an'ireo vahoaka. Ny fiteninao dia mety manana fomba hafa hanamafisana azy ireo.
|
||
|
|
||
|
# ny mananao tsy ho eo amin'ny vavan'izy ireo Ianao
|
||
|
|
||
|
Izany fanalefan-kevitra izany azo adika amin'ny fomba hafa. DH: "ary ianao dia nanome am-pitiavana azy ireo ny mana"
|
||
|
|
||
|
# ny vavan'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny vava eto dia nentina nilazana ilay olona manontolo. DH: "azy ireo"
|