# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely. # ny Fanahinao tsara ... ny mananao ... ny rano Ny mpanoratra dia manova ny filahatr'ireo teny mahazatra mba hanamafisana ireo zavatra tsara nomen'i Yaveh an'ireo vahoaka. Ny fiteninao dia mety manana fomba hafa hanamafisana azy ireo. # ny mananao tsy ho eo amin'ny vavan'izy ireo Ianao Izany fanalefan-kevitra izany azo adika amin'ny fomba hafa. DH: "ary ianao dia nanome am-pitiavana azy ireo ny mana" # ny vavan'izy ireo Ny vava eto dia nentina nilazana ilay olona manontolo. DH: "azy ireo"