plt_tn/neh/03/08.md

28 lines
882 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Oziela ... Hararia ... Hanania ... Refaia ... Hora ... Jedaia ... Haromafa ... Hatosy ... Hasabnia
Ireo dia anaran-dehilahy.
# mpanefy volamena
ny mpanefy volamena dia olona izay mpanambotra firavaka volamena na zavatra hafa vita amin'ny volamena.
# 'ireo mpanefy volamena ... Hora dia nanambotra ... Hasabnia no nanamboatra
Ireo fehezanteny ireo dia manondro ny fanamboarana ilay manda. "ireo mpanefy volamena no nanambotra ... Hora no nanamboatra ilay manda ... Haromafa no nanambotra ilay manda ... Hasabnia no nanambotra ilay manda"
# ary teo anilany i Hanania, izay mpanao zava-manitra
Hanania koa dia nanamboatra ilay manda.
# ranomanitra
Rano izay fataon'ny olona amin'ny vatany amin'ny fatrany kely mba hamoaka fofona mahafinaritra.
# mpanapaka
"mpitantana" na "mpitarika"
# ny antsasaky ny distrika
ny "antsasaka" eto dia midika ilay silak'ilay zara mitovy.