# Oziela ... Hararia ... Hanania ... Refaia ... Hora ... Jedaia ... Haromafa ... Hatosy ... Hasabnia Ireo dia anaran-dehilahy. # mpanefy volamena ny mpanefy volamena dia olona izay mpanambotra firavaka volamena na zavatra hafa vita amin'ny volamena. # 'ireo mpanefy volamena ... Hora dia nanambotra ... Hasabnia no nanamboatra Ireo fehezanteny ireo dia manondro ny fanamboarana ilay manda. "ireo mpanefy volamena no nanambotra ... Hora no nanamboatra ilay manda ... Haromafa no nanambotra ilay manda ... Hasabnia no nanambotra ilay manda" # ary teo anilany i Hanania, izay mpanao zava-manitra Hanania koa dia nanamboatra ilay manda. # ranomanitra Rano izay fataon'ny olona amin'ny vatany amin'ny fatrany kely mba hamoaka fofona mahafinaritra. # mpanapaka "mpitantana" na "mpitarika" # ny antsasaky ny distrika ny "antsasaka" eto dia midika ilay silak'ilay zara mitovy.