plt_tn/neh/02/01.md

28 lines
925 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tamin'ny volan'i Nisana
Ny "Nisana" no anaran'ny volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo.
# tamin'ny faharoapolo taona nanjakan'i Artaksersesy mpanjaka
"tamin'ny 20 taona naha mpanjaka an'i Arteksersesy"
# Ary
Io teny io dio nampiasaina mba hanamarihana fihatona amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Nehemia dia milaza fampahafantarana fototra mahakasika ny fitondran-tenany teo anatrehan'ny mpanjaka.
# Fa hoy ny mpanjaka
"Koa hoy ny mpanjaka"
# Nahoana ny endrikao no malahelo be
Ny endrika dia mampiseho ny fihetsem-pon'ny olona iray. DH: '"Nahoana ianao no malahelo"
# Mety alahelo ao am-po izany
Io dia miresaka momban'ny alahelon'i Nehemia tahaka ny hoe malahelo ny fony, satria ny fo matetika no raisina toy ny ivon'ny fihetsem-po rehetra. DH: "tena malahelo be ianao"
# Dia lasa natahotra mafy aho
Raha niomana ny hamaly iny i Nehemia, dia natahotra izy satria tsy fantany izay ho avalin'ilay mpanjaka.