forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.3 KiB
Markdown
24 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Ny andro manaraka dia niverina tao an-tempoly Jesosy, nanome valin-teny an'ireo lohan'ny mpisorona, ireo mpanora-dalàna, ary ireo loholona, valin-tenin'ny fanontanian'izy ireo momba ny fandroahana ireo mpanakalo vola ivelan'ny faritry ny tempoly, amin'ny alalan'ny fametrahana fanontaniana hafa, izay tsy ho vitan'izy ireo ny hamaly izany.
|
||
|
|
||
|
# Dia nankany Jerosalema izy ireo
|
||
|
|
||
|
"Dia nankany Jerosalema Jesosy sy ireo mpianatra"
|
||
|
|
||
|
# Ary raha nandehandeha tao an-kianjan'ny tempoly Jesosy
|
||
|
|
||
|
Izany dia midika fa nandehandeha nanodidina ny tao anatin'ny tempoly Jesosy; fa tsy nandehandeha tao anatiny.
|
||
|
|
||
|
# Hoy izy ireo taminy
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe: "Izy ireo" dia maneho ireo lohan'ny mpisorona, ireo mpanora-dalàna, ary ireo loholona.
|
||
|
|
||
|
# Fahefana avy aiza no hanaovanao ireny zavatra ireny, ary iza no nanome Anao fahefana hanao ireny?
|
||
|
|
||
|
Ireo fanontaniana ireo dia mitovy dika ary hapetraka miaraka mba hanamafy ny fanontaniana momba ny fahefan'i Jesosy. DH: "Iza no manome fahefana Anao hanao ireo zavatra ireo?"
|
||
|
|
||
|
# hanaovanao ireny zavatra ireny
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe: "ireny zavatra ireny" dia maneho an'i Jesosy manjera ny latabatry ny mpivarotra ao an-tempoly sy maneho ny fitenenana manohitra ny fampianaran'ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpanora-dalàna. DH: " hanaovanao zavatra toy ireny nataonao omaly ireny"
|