plt_tn/mrk/10/01.md

28 lines
950 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ary niala tao Kapernaomy Jesosy sy ireo mpianany, Jesosy nampahatsiahy ireo Fariseo, toy ny mpianany, izay andrasan'Andriamanitra amin'ny fanambadiana sy fisaraham-panambadiana.
# Niala teo amin'izany toerana izany Jesosy
Nandeha niaraka tamin'i Jesosy ireo mpianany. Niala tao Kapernaomy izy ireo. DH: "Jesosy sy ireo mpianany dia niala tao Kapernaomy"
# teny amin'ny faritra ambanin'ny Reniranon'i Jordana
"teo am-pitan'i Reniranon'i Jordana"
# dia nampianatra azy ireo indray Izy
Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'ireo vahoaka.
# araka ny fanaony
"izay mahazatra Azy" na "ataony matetika"
# Inona no nandidian'i Mosesy anareo
Mosesy nanome ny lalàna ho an'ny razamben'izy ireo, izay tokony harahin'izy ireo ihany koa ankehitriny. DH: "Inona no nandidian'i Mosesy ny razambenareo momba izany"
# taratasy fanamarinana fisaraham-bady
Taratasy izay miteny fa ilay vehivavy dia tsy vadiny intsony.