plt_tn/mrk/08/11.md

40 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Tany Dalmanota, Jesosy dia nandà ny hanome famantarana an'ireo Fariseo alohan'ny niakaran'izy sy ny mpianany an-tsambo ary nandeha.
# Nitady famantarana izy ireo
"Nitady azy izy ireo"
# avy any an-danitra
Fitoeran'Andriamanitra. Hevitra ambadiky ny hoe: Andriamanitra. DH: "avy amin'Andriamanitra"
# hitsapana Azy
Ireo Fariseo dia nitsapa an'i Jesosy mba hahatonga Azy hanaporofo fa avy amin'Andriamanitra izy. DH: "hanaporofoana fa Andriamanitra no nandefa Azy"
# tany amin'ny fanahiny
"tao amin'ny tenany"
# Nahoana no mitady famantarana ity taranaka ity?
Mibedy azy ireo Jesosy. DH: "Tsy tokony hitady famantarana ity taranaka ity."
# ity taranaka ity
Rehefa miresaka momba io "taranaka" io Jesosy, dia miresaka momba ireo olona izay velona amin'io fotoana io. Eto dia tafiditra ao anatiny ireo Fariseo. DH: "ianareo sy ity taranaka ity"
# tsy misy famantarana omena
Afaka atao hoe: "Tsy hanome famantarana aho"
# nandao azy ireo Izy, niakatra tao an-tsambokely indray
Niaraka taminy ireo mpianany. DH: "nandao azy ireo Izy, niakatra tao an-tsambokely indray niaraka tamin'ireo mpianany"
# ho eny am-pita
Maneho ny Ranomasin'i Galilia izany. DH: "eny am-pitan-dranomasina"