plt_tn/mrk/06/51.md

12 lines
431 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Dia talanjona tanteraka izy ireo
Raha tiana ho tena voafaritra tsara dia afaka atao hoe: "Dia talanjona tanteraka tamin'izay nataony izy ireo"
# ny dikan'ilay mofo
Ny teny hoe: "ny mofo" dia maneho ny nizarazaran'i Jesosy ny mofo. Afaka atao hoe: "ny dikany rehefa nozarazarain'i Jesosy ny mofo"
# nihamafy ny fon'izy ireo
Ny fananana fo dia maneho fa sarotra mahatakatra zavatra. DH: "sarotra mahatakatra zavatra izy ireo"