# Dia talanjona tanteraka izy ireo Raha tiana ho tena voafaritra tsara dia afaka atao hoe: "Dia talanjona tanteraka tamin'izay nataony izy ireo" # ny dikan'ilay mofo Ny teny hoe: "ny mofo" dia maneho ny nizarazaran'i Jesosy ny mofo. Afaka atao hoe: "ny dikany rehefa nozarazarain'i Jesosy ny mofo" # nihamafy ny fon'izy ireo Ny fananana fo dia maneho fa sarotra mahatakatra zavatra. DH: "sarotra mahatakatra zavatra izy ireo"