plt_tn/mrk/06/04.md

12 lines
517 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# tamin'izy ireo
"tamin'ireo vahoaka"
# Tsy misy mpaminany tsy omen-kaja, afa-tsy
Io fehezanteny io dia afaka atao hoe: "Ny mpaminany iray dia tsy maintsy omen-kaja, afa-tsy" na "Ny toerana iray izay tsy hanomezan-kaja ny mpaminany iray dia"
# ny fametrahany tanana amin'ny marary vitsivitsy ary manasitrana azy ireo
"Fametrahan-tanana" dia maneho mpaminany na mpampianatra mametraka ny tanany amin'ny olona iray ka na manome fanasitranana na fanasoavana. Amin'ity tranga ity, dia i Jesosy no manasitrana olona.