# tamin'izy ireo "tamin'ireo vahoaka" # Tsy misy mpaminany tsy omen-kaja, afa-tsy Io fehezanteny io dia afaka atao hoe: "Ny mpaminany iray dia tsy maintsy omen-kaja, afa-tsy" na "Ny toerana iray izay tsy hanomezan-kaja ny mpaminany iray dia" # ny fametrahany tanana amin'ny marary vitsivitsy ary manasitrana azy ireo "Fametrahan-tanana" dia maneho mpaminany na mpampianatra mametraka ny tanany amin'ny olona iray ka na manome fanasitranana na fanasoavana. Amin'ity tranga ity, dia i Jesosy no manasitrana olona.