forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
589 B
Markdown
12 lines
589 B
Markdown
|
# Satria ...aho
|
||
|
|
||
|
Tsy ny tenany ihany no tondroin'i Mika. Ny tiany holazaina dia ny hoe: ny vahoakan'Israely rehetra mihitsy no efa nanota.
|
||
|
|
||
|
# mandra-pandahany ny teniko, sy hanatanterahany fitsarana ho ahy
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ny fotoana hilazan'Andriamanitra fa ampy izay ny fanasaziany ireo vahoakany. Ary hanasazy ireo vahoakan'ny firenena hafa izay nampijaly ny vahoakan'Israely indray izy avy eo.
|
||
|
|
||
|
# Hitondra ahy ho eo amin'ny fahazavana Izy
|
||
|
|
||
|
DH: "Ho avy hanavotra antsika amin'ny fahavalontsika Izy. Izany dia ho tahaka ny fitondrana olona iray avy ao amin'ny maizina ho amin'ny mazava"
|