plt_tn/mic/03/12.md

16 lines
725 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# noho ianao
Eto, ny "ianao" dia manondro ireo mpisorona, mpaminany, ary ireo mpitarika tao amin'ny andiny tao aloha.
# hasaina toy ny saha i Ziona, ho korontam-bato i Jerosalema, ary ho tahaka ny havoana rakotr'ala ny havoan'ny tempoly
Ny fahapotehan'i Jerosalema tanteraka no tian'i Mika holazaina. Tanàna lehibe iray sy ny vahoaka maro izay monina ao dia handao ary hitrebona toy ny saha na ala izany.
# hasaina toy ny saha i Ziona
Aorian'ny fahapotehany, Jerosalema dia azo asaina. DH: "Hisy olona hafa hiasa an'i Ziona toy ny saha."
# ary ho tahaka ny havoana rakotr'ala ny havoan'ny tempoly
Na dia ny faritry ny tempoly az dia tsy hamindrana fo. Efa nanimba izany ireo mpitarika, ary ho potika ihany koa izany.