# noho ianao Eto, ny "ianao" dia manondro ireo mpisorona, mpaminany, ary ireo mpitarika tao amin'ny andiny tao aloha. # hasaina toy ny saha i Ziona, ho korontam-bato i Jerosalema, ary ho tahaka ny havoana rakotr'ala ny havoan'ny tempoly Ny fahapotehan'i Jerosalema tanteraka no tian'i Mika holazaina. TanĂ na lehibe iray sy ny vahoaka maro izay monina ao dia handao ary hitrebona toy ny saha na ala izany. # hasaina toy ny saha i Ziona Aorian'ny fahapotehany, Jerosalema dia azo asaina. DH: "Hisy olona hafa hiasa an'i Ziona toy ny saha." # ary ho tahaka ny havoana rakotr'ala ny havoan'ny tempoly Na dia ny faritry ny tempoly az dia tsy hamindrana fo. Efa nanimba izany ireo mpitarika, ary ho potika ihany koa izany.