plt_tn/mic/01/11.md

32 lines
917 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Raha ny amin'ny dikan'ireo anaram-bohitra sy tanàna ireo, azonao atao ny mampiditra izany fampahafantarana izany ao anaty fanamarihana.
# Safira
Ny anaran'io tanàna io dia toa tokana ihany ny heviny "tsara tarehy." Izany dia mifanohitra amin'ny "fitanjahana sy henatra."
# amim-pitanjahana sy henatra
Matetika ny tafiky ny fahavalo dia nampandeha ireo babo amim-pitanjahana tanteraka. Ary nisy ny henatra ny amin'ny maha-olona resy.
# Zanana
Io anaran-tanàna io dia midika hoe "mivoaka." Matahotra mafy ny hivoaka hanampy izy ireo.
# Beti-haezela
Io anaran-tanàna io dia midika hoe "trano fanesorana"
# nesorina ny fiarovan'izy ireo
DH: "satria efa nesoriko avokoa izay mety hiaro azy ireo.
# Marota
Io anaran-tanàna io dia midika hoe "fangidiana"
# satria nilatsaka avy tamin'i Yaveh
Ny "loza" dia tena manan-danja ato amin'ny Mika izay miverina mitranga.