# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Raha ny amin'ny dikan'ireo anaram-bohitra sy tanàna ireo, azonao atao ny mampiditra izany fampahafantarana izany ao anaty fanamarihana. # Safira Ny anaran'io tanàna io dia toa tokana ihany ny heviny "tsara tarehy." Izany dia mifanohitra amin'ny "fitanjahana sy henatra." # amim-pitanjahana sy henatra Matetika ny tafiky ny fahavalo dia nampandeha ireo babo amim-pitanjahana tanteraka. Ary nisy ny henatra ny amin'ny maha-olona resy. # Zanana Io anaran-tanàna io dia midika hoe "mivoaka." Matahotra mafy ny hivoaka hanampy izy ireo. # Beti-haezela Io anaran-tanàna io dia midika hoe "trano fanesorana" # nesorina ny fiarovan'izy ireo DH: "satria efa nesoriko avokoa izay mety hiaro azy ireo. # Marota Io anaran-tanàna io dia midika hoe "fangidiana" # satria nilatsaka avy tamin'i Yaveh Ny "loza" dia tena manan-danja ato amin'ny Mika izay miverina mitranga.