forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
866 B
Markdown
16 lines
866 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mika 1:2-7 dia mahakasika ny fitsaran'Andriamanitra tao Semaria.
|
||
|
|
||
|
# Mihainoa, ianareo ry vahoaka. Mihainoa, ry tany, sy izay rehetra eo aminao
|
||
|
|
||
|
Io no manomboka ny faminanian'i Mika. Ireo fanambarana ireo dia mitovy ny dikany ary manamafy fa ny olona rehetra ambonin'ny tany dia hihaino. Mika dia miresaka toy ny hoe mihaino azy eo avokoa ny vahoakan'ny tany rehetra.
|
||
|
|
||
|
# hidina Izy ary handia eny amin'ireo fitoerana avon'ny tany
|
||
|
|
||
|
DH: "hamotika tanteraka ny fitoerana avon'ny tany rehetra toy ny hoe manosihosy azy ireo amin'ny tongony Izy"
|
||
|
|
||
|
# Ireo tendrombohitra hiempo eo ambaniny; ireo lohasaha hitsonika tahaka ny savoka anoloan'ny afo, tahaka ny rano izay arotsaka any amin'ny hantsana
|
||
|
|
||
|
Io dia midika fa rehefa tonga handrava ny toerana masina fanompoan-tsampy Andriamanitra dia tsy hisy na inona na inona hahasakana Azy.
|