plt_tn/mat/23/11.md

20 lines
362 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# izay lehibe indrindra aminareo
"ny olona izay manan-danja indrindra aminareo"
# aminareo
Manondro ireo mpanara-dia an'i Jesosy ny hoe "aminareo" eto.
# manandra-tena
"manao ny tenany ho lehibe"
# dia ahetry
Azo atao hoe DH: "hahetrin'Andriamanitra"
# dia hasandratra
Azo atao hoe DH: "hataon'Andriamanitra lehibe" na "homen'Andriamanitra voninahitra"