# izay lehibe indrindra aminareo "ny olona izay manan-danja indrindra aminareo" # aminareo Manondro ireo mpanara-dia an'i Jesosy ny hoe "aminareo" eto. # manandra-tena "manao ny tenany ho lehibe" # dia ahetry Azo atao hoe DH: "hahetrin'Andriamanitra" # dia hasandratra Azo atao hoe DH: "hataon'Andriamanitra lehibe" na "homen'Andriamanitra voninahitra"