plt_tn/mat/20/03.md

20 lines
451 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisan ny foto-kevitra:
Manohy milaza fanoharana i Jesosy.
# Nivoaka indray izy
"Nivoaka indray ilay tompon-tany"
# ora fahatelo
Manodidina ny amin'ny sivy maraina eo ho eo ny ora fahatelo.
# nijorojoro tao an-tsena
"nijorojoro tsy nanao na inona na inona tao an-tsena" na "Nijorojoro tsy nanana asa hatao tao an-tsena"
# tsena
Toerana lehibe, eny ankalamanjana izay hividian'ny olona sy hivarotan'ny olona sakafo sy zavatra hafa.