# Fampifandraisan ny foto-kevitra: Manohy milaza fanoharana i Jesosy. # Nivoaka indray izy "Nivoaka indray ilay tompon-tany" # ora fahatelo Manodidina ny amin'ny sivy maraina eo ho eo ny ora fahatelo. # nijorojoro tao an-tsena "nijorojoro tsy nanao na inona na inona tao an-tsena" na "Nijorojoro tsy nanana asa hatao tao an-tsena" # tsena Toerana lehibe, eny ankalamanjana izay hividian'ny olona sy hivarotan'ny olona sakafo sy zavatra hafa.