plt_tn/mat/15/29.md

16 lines
740 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ireo andininy ireo dia manome fampahafantarana ny fototra momba ireo fahagagana izay ho ataon'i Jesosy amin'ny famokisana olona efatra arivo.
# mandringa, ny jamba, ny moana, ny kilemaina
"ireo izay tsy afa-nandeha, ireo izay tsy afa-nahita, ireo izay tsy afa-niteny, ary ireo izay tsy niasa ny tanany na ny tongony"
# Napetrak'izy ireo teo an-tongotr'i Jesosy ireo
Eto ny "tongotra" dia midika hoe napetrak'izy ireo teo anoloan'i Jesosy ireo marary. DH: "Noentin'ireo vahoaka teo amin'i Jesosy ireo olona marary"
# ny kilemaina ... ny mandringa ... ny jamba
Ireo mpamaritra anarana ireo dia azo adika ho mpamari-toetra. DH: "ireo olona kilemaina ... ireo olona mandringa ... ireo olona jamba"