forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
1.0 KiB
Markdown
20 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# taminy
|
||
|
|
||
|
Manondro ilay lehilahy nositranin'i Jesosy io.
|
||
|
|
||
|
# Aoka mba tsy hilaza na inona na inona na amin'iza na amin'iza
|
||
|
|
||
|
"aza miteniteny amin'iza na iza" na "aza miteny amin'iza na iza fa nositraniko ianao"
|
||
|
|
||
|
# asehoy amin'ny mpisorona ny tenanao
|
||
|
|
||
|
Ny lalàn'ny Jiosy dia mitaky ny olona iray mba hamposeho ny hoditra sitrana amin'ireo mpisorona, izay hamela azy hiverina eny amin'ny fiarahamonina indray, mba hiaraka amin'ireo olona hafa.
|
||
|
|
||
|
# atolory ilay fanatitra izay nodidian'i Mosesy, mba ho fijoroana vavolombelona amin'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny lalàn'i Mosesy dia mitaky ny olona sitran'ny habokana mba hanolotra fanati-pisaorana eo amin'ny mpisorona. Rehefa neken'ny mpisorona ny fanatitra, dia ho fantatry ny olona fa sitrana ilay lehilahy. Voahilikilky ny fiarahamonina ireo boka, mandra-pisian'ny porofon'ny fahasitranan'izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# amin'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Izany dia mety manondro 1) ireo mpisorona na 2) ny olona rehetra na 3) ireo mpitsikera an'i Jesosy. Raha azo atao, mampiasà mpisolo tena izay manondro an'ireo vondrona rehetra ireo.
|