plt_tn/luk/23/48.md

28 lines
472 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izay niara-tonga
''izay niara-niangona''
# vavolombelona nanatri-maso
''nahita ity tranga ity'' na ''nanara-maso izay nitranga''
# niverina
''niverina tany amin'ny tranon'izy ireo''
# niteha-tratra
Ity dia mariky ny alahelo na nenina. DH: ''nitehana ny tratran'izy ireo mba hampisehoana fa malahelo izy ireo''
# nanaraka Azy
''niara-dia tamin'i Jesosy''
# teny alavidavitra
''elanelana maromaro lavitra an'i Jesosy''
# izany zavatra izany
''izay nitranga''