# izay niara-tonga ''izay niara-niangona'' # vavolombelona nanatri-maso ''nahita ity tranga ity'' na ''nanara-maso izay nitranga'' # niverina ''niverina tany amin'ny tranon'izy ireo'' # niteha-tratra Ity dia mariky ny alahelo na nenina. DH: ''nitehana ny tratran'izy ireo mba hampisehoana fa malahelo izy ireo'' # nanaraka Azy ''niara-dia tamin'i Jesosy'' # teny alavidavitra ''elanelana maromaro lavitra an'i Jesosy'' # izany zavatra izany ''izay nitranga''