plt_tn/luk/23/13.md

24 lines
799 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# niantso ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpanapaka ary ireo vahoaka maro niaraka
''niantso ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpanapaka ary ny vahoaka mba hivory miaraka''
# ny vahoaka
Tsy tena hoe niantso ny vahoaka ho tonga Pilato. Mety mbola teo ny vahoaka niandry hijery izay hitranga amin'i Jesosy.'' DH: ''ny vahoaka izay mbola teo''
# ity lehilahy ity
Ity dia maneho an'i Jesosy.
# tahaka ny lehilahy izay
''milaza fa Izy dia''
# Izaho, raha nametra-panontaniana taminy teo anoloanareo
''Nametra-panontaniana an'i Jesosy teo anatrehanareo aho, ary.'' Ity dia milaza fa izy ireo dia vavolombelona tamin'ireo dingana. DH: ''Nanontany an'i Jesosy teto niaraka taminareo toy ny vavolombelona aho, ary''
# tsy mahita fahadisoana amin'ity lehilahy ity
''tsy mieritreritra hoe meloka Izy''