# niantso ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpanapaka ary ireo vahoaka maro niaraka ''niantso ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpanapaka ary ny vahoaka mba hivory miaraka'' # ny vahoaka Tsy tena hoe niantso ny vahoaka ho tonga Pilato. Mety mbola teo ny vahoaka niandry hijery izay hitranga amin'i Jesosy.'' DH: ''ny vahoaka izay mbola teo'' # ity lehilahy ity Ity dia maneho an'i Jesosy. # tahaka ny lehilahy izay ''milaza fa Izy dia'' # Izaho, raha nametra-panontaniana taminy teo anoloanareo ''Nametra-panontaniana an'i Jesosy teo anatrehanareo aho, ary.'' Ity dia milaza fa izy ireo dia vavolombelona tamin'ireo dingana. DH: ''Nanontany an'i Jesosy teto niaraka taminareo toy ny vavolombelona aho, ary'' # tsy mahita fahadisoana amin'ity lehilahy ity ''tsy mieritreritra hoe meloka Izy''