plt_tn/luk/22/19.md

36 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mofo
Ity mofo ity dia tsy misy lalivay ao anatiny, ka fisaka izany.
# notapahiny izany
Mety notapatapahiny be dia be izany na mety nozarainy roa ary nomena ireo apostoly mba hizarana izany amin'izy ireo.
# Ity ny vatako
Ireo dika azo heverina: 1) ''ity nofo ity no vatako'' sy 2) ''ity mofo ity dia maneho ny vatako''
# izay omena anareo
DH: ''ny vatako, izay homeko anareo'' na ''ny vatako, izay ho ataoko sorona ho anareo''
# Ataovy izao
''hano ity mofo ity''
# ho fahatsiarovana Ahy
''mba hahatsiarovana Ahy''
# ny kapoaka
Ny teny hoe ''kapoaka'' dia maneho ny divay ao anatin'ilay kapoaka. DH: ''Ny divay ao amin'ity kapoaka ity'' na ''Ity kapoakan-divay ity''
# fanekena vaovao amin'ny ràko
Ity fanekena ity dia hisy fiantraikany raha vantany vao halatsaka ny ràny. DH: ''ny fanekena vaovao hankatoavin'izy ireo amin'ny alalan'ny ràko''
# ny ràko, izay narotsaka ho anareo
Jesosy niresaka ny fahafatesany tamin'ny fanehoana ny ràny halatsaka. DH: ''ny ràko, izay halatsaka amin'ny fahafatesana ho anareo''