plt_tn/luk/21/07.md

36 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nanontany Azy izy ireo hoe
''ireo mpianatra nanontany an'i Jesosy'' na ''Ireo mpianatr'i Jesosy nanontany Azy''
# ireo zavatra ireo
Ity dia maneho izay vao nolazain'i Jesosy momban'ireo fahavalo namotika ny tempoly.
# mba tsy ho voafitaka ianareo
Jesosy niresaka tamin'ireo mpianany. DH: ''mba tsy hino lainga ianareo'' na ''mba tsy hisy hamitaka anareo''
# amin'ny anarako
Ny olona tonga amin'ny anarany dia milaza fa maneho Azy. DH: ''milaza ho Izy'' na ''milaza ho manana ny fahefako''
# Izaho no izy
''Izaho no Kristy'' na ''Izaho no Mesia''
# Aza manaraka azy ireo
''Aza mino azy ireo'' na ''Aza manao mpianatr'izy ireo''
# aza mihorohoro
''aza avela hampihorohoro anao ireny zavatra ireny'' na ''aza matahotra''
# ny farany dia tsy hitranga eo noho eo
Ity dia maneho ny fitsarana farany. DH: ''tsy hitranga eo noho eo aorian'ny ady sy fikomiana ny faran'izao tontolo izao'' na ''izao tontolo izao dia tsy hifarana eo noho eo aorian'ireo zavatra hitranga ireo''
# ny farany
''ny faran'ny zavatra rehetra'' na ''ny faran'ny taona''