plt_tn/luk/17/22.md

40 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manomboka mampianatra ireo mpianany.
# Avy ny andro
Ny hevitry ny hoe avy ny andro dia maneho zavatra hitranga tsy ho ela. DH: ''Tsy hoe ela''
# hanirianareo ny hahita
''ianareo dia maniry fatratra ny hahita" na ''ianareo dia maniry te-hiaina''
# iray amin'ny andron'ny Zanak'Olona
Ity dia maneho ny fanjakan'Andriamanitra. DH: ''iray amin'ireo andro izay hanapahan'ny Zanak'Olona tahaka ny mpanjaka''
# ny Zanak'Olona
Ny tenany ihany no ambaran'i jesosy.
# fa tsy hahita izany ianareo
''tsy hiaina izany ianareo''
# Jereo, ery! Jereo, ety!
Ity dia maneho ny fitadiavana ny Mesia. DH: ''Jereo, ery ilay Mesia! Eto izy!''
# aza mivoaka na manenjika azy ireo
DH: ''aza mijery izany miaraka amin'izy ireo''
# fa tahaka ny tselatra mamiratra manazava
Ny fihavian'ny Zanak'Olona dia hazava sy tampoka, toy ny fisohon'ny tselatra. DH: ''fa tahaka ny tselatra hitan'ny rehetra rehefa miseho sy'' na ''fa tahaka ny tselatra miseho tampoka''
# dia toy izany koa ny Zanak'Olona amin'ny androny
Ity dia maneho ny fanjakan'Andriamanitra amin'ny ho avy. DH: ''ho toy izany amin'ny andro rehefa avy hanjaka ny Zanak'Olona''