plt_tn/luk/12/51.md

24 lines
814 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mihevitra ve ianareo fa tonga Aho mba hitondra fiadanana eto an-tany?
Ny olona nanantena ny Messia hitondra fiadanana ho azy ireo amin'ireo fahavalony. Mbola tsy hanao izany aloha Jesosy izao. DH: "Tsy tokony hieritreritra ianareo hoe tonga hitondra fiadanana eto an-tany Aho"
# fa fisarahana aza
"fa tonga hitondra fisarahana aho" na "ny olona dia hizarazara satria tonga Aho"
# fisarahana
"fanoherana" na '"fifandirana"
# hisy dimy ao amin'ny trano iray izay hisaratsaraka
Ity dia ohatra amin'ny karazana fizarazarana izay hisy eo amin'ny fianakaviana.
# hisy dimy ao amin'ny trano iray
Mety hanampy ny filazana fa maneho ny olona ity. DH: "hisy olona dimy ao amin'ny trano iray'"
# hanohitra
"Mety hanampy ny fampiasana fehezanteny lava isak'ireo fisehoan-javatra ireo. DH: "hisaraka manohitra ny"