# Mihevitra ve ianareo fa tonga Aho mba hitondra fiadanana eto an-tany? Ny olona nanantena ny Messia hitondra fiadanana ho azy ireo amin'ireo fahavalony. Mbola tsy hanao izany aloha Jesosy izao. DH: "Tsy tokony hieritreritra ianareo hoe tonga hitondra fiadanana eto an-tany Aho" # fa fisarahana aza "fa tonga hitondra fisarahana aho" na "ny olona dia hizarazara satria tonga Aho" # fisarahana "fanoherana" na '"fifandirana" # hisy dimy ao amin'ny trano iray izay hisaratsaraka Ity dia ohatra amin'ny karazana fizarazarana izay hisy eo amin'ny fianakaviana. # hisy dimy ao amin'ny trano iray Mety hanampy ny filazana fa maneho ny olona ity. DH: "hisy olona dimy ao amin'ny trano iray'" # hanohitra "Mety hanampy ny fampiasana fehezanteny lava isak'ireo fisehoan-javatra ireo. DH: "hisaraka manohitra ny"