plt_tn/luk/11/16.md

24 lines
953 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy manomboka mamaly ny vahoaka.
# Ny sasany nitsapa Azy
"Nitsapa an'i Jesosy ireo olona hafa." Tian'izy ireo hanaporofo Izy fa avy amin'Andriamanitra ny fahefany.
# ary nitady famantarana avy any an-danitra taminy
"nangataka Azy mba hanao famantarana avy any an-danitra." Izany no fomba tian'izy ireo hanaporofoany fa avy amin'Andriamanitra ny fahefany.
# ireo fanjakana rehetra izay mizarazara dia ho rava
Ny "fanjakana" eto dia maneho ny olona ao aminy. DH: "Raha miady an-trano ny olona ao amin'ny fanjakana iray, dia hamotika ny fanjakany izy ireo"
# ny trano izay mizarazara dia hirodana
Eto ny "trano" dia maneho ny fianakaviana. DH: "Raha miady an-trano ny olona ao amin'ny fianakaviana iray, dia handrava ny fiankaviany izy ireo"
# hirodana
"hianjera ary ho potika." Ity sarisarin'ny trano mirodana ity dia maneho ny fahapotehan'ny fianakaviana iray rehefa miady an-trano ireo mpikambana ao.