plt_tn/luk/06/22.md

20 lines
407 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Samnbatra ianareo
"mahazo ny sitrak'Andriamanitra ianareo"
# nohon'ny amin'ny Zanak'Olona
"Satria ianareo mifandray amin'ny Zanak'Olona" na "satria ahilik'izy ireo ny Zanak'Olona"
# amin'izany andro izany
"rehefa manao ireo zavatra ireo izy ireo" na "rehefa mitranga izany"
# mibitaha an-kafaliana
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe: "mifalia be"
# valisoa lehibe
"karama be" na "tolotra tsara"