# Samnbatra ianareo "mahazo ny sitrak'Andriamanitra ianareo" # nohon'ny amin'ny Zanak'Olona "Satria ianareo mifandray amin'ny Zanak'Olona" na "satria ahilik'izy ireo ny Zanak'Olona" # amin'izany andro izany "rehefa manao ireo zavatra ireo izy ireo" na "rehefa mitranga izany" # mibitaha an-kafaliana Ity fomba fiteny ity dia midika hoe: "mifalia be" # valisoa lehibe "karama be" na "tolotra tsara"