plt_tn/luk/04/05.md

16 lines
439 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# toerana avo
"tendrombohitra avo"
# nomena ahy ireo
Ireo dikateny azo atao dia ny hoe "ireo" dia maneho ny 1) fahefana sy hatsaran'ireo fanjakana na 2) ireo fanjakana. DH: "Nomen' Andriamanitra ahy ireo"
# raha miankohona ... manompo ahy
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovitovy. Afaka atamnbatra ireo. DH: "raha miankohoka manompo ahy Ianao"
# ho lasanao izany
"Homeko anao ireo fanjakana rehetra ireo, miaraka amin'ny hatsarany"