# toerana avo "tendrombohitra avo" # nomena ahy ireo Ireo dikateny azo atao dia ny hoe "ireo" dia maneho ny 1) fahefana sy hatsaran'ireo fanjakana na 2) ireo fanjakana. DH: "Nomen' Andriamanitra ahy ireo" # raha miankohona ... manompo ahy Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovitovy. Afaka atamnbatra ireo. DH: "raha miankohoka manompo ahy Ianao" # ho lasanao izany "Homeko anao ireo fanjakana rehetra ireo, miaraka amin'ny hatsarany"